Ny boky amin' ny anaran' i Esdrasa (na amin' ny anaran' i Ezra) dia boky ao amin' ny Baiboly izay mety ho kanônika na apôkrifa. Ny Bokin' i Ezra (na Bokin' i Esdrasa) ihany no kanônika ao amin' ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly prôtestanta fa prôtôkanônika kosa ao amin' ny Baiboly katôlika sy ny Baiboly ortodoksa.
Ny fitambaran' ireo boky roa ireo no atao hoe Boky Ezra-Nehemia.
Ny boky hafa rehetra dia apôkrifa. Ireto avy izy ireo:
Ny Fahitan' i Esdrasa dia tsy isan' ny boky miovaova laharana.
Inty ny tabilao maneho ireo boky miovaova anarana sy laharana:
Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy | Anarana omen’ny mpikaroka | Volgata | Slavonika | Etiopiana | Anglisy | |
Bokin’i Esdrasa | - | 1Esdrasa | 1Esdras | 1Ezdra | 1Izra | Ezra |
Bokin’i Nehemia | - | 2Esdrasa | 2Esdras | Nehemia | Nehemiah | |
Esdrasa grika | 3Esdrasa | 3Esdrasa | 3Esdras | 2Ezdra | 2Izra | 1Esdras |
4Esdrasa | 5Esdrasa | 5Esdrasa | 4Esdras
(Esdrasa) |
3Ezdra | - | 2Esdras |
Apokalipsan’i Esdrasa | 4Esdrasa | Izra Sutuel
(ዕዝራ ሱቱኤል) | ||||
6Esdrasa | 6Esdrasa | - |