Ny Chapada Diamantina dia lembalemba ritra be - ny ankamaroany dia manana toetra tendrombohitra iva - ao amin'ny fanjakana Breziliana ao Bahia. Manodidina ny 38.000 km² izy io. Ny tongotr'ilay tendrombohitra dia eo amin'ny 400 metatra ny haavony, ny teboka avo indrindra dia ny tampon'ny Pico do Barbado amin'ny 2033 metatra ary ny Pico das Almas amin'ny 1980 metatra.
Maina be ny volana aogositra ka hatramin’ny oktobra, ary ny vanim-potoanan’ny orana manaraka dia ny novambra ka hatramin’ny martsa.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Chapada Diamantina |