Ehud Goldwasser

Ehud Goldwasser
Ankapobeny
Anarana Ehud Goldwasser
Teraka 18 Jolay 1975
Maty 12 Jolay 2006
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Israely
Asa :
Fiainana manokana

Ehud Goldwasser dia injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Israely teraka ny 18 Jolay 1975 ary maty ny 12 Jolay 2006

Nosamborin'ny Hezbollah tao amin'ny sisin-tanin'i Israely avaratra izy tamin'ny 12 Jolay 2006, niaraka tamin'i Eldad Regev, ary novonoina tsy ela taorian'izay.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.