José Graziano da Silva
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | José Graziano da Silva | ||
Teraka | 17 Novambra 1949 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Brazila | ||
Asa : | Filohan'i fikambanana erantanin'ny Sakafo sy ny Fambolena | ||
Fiainana manokana | |||
I José Graziano da Silva dia teraka tamin'ny 17 Novambra 1949 tao Brazila, agrônomia sy mpanoratra no mampiavaka azy. Izy no filoha ambony mitantana ny fikambanana erantanin'ny Sakafo sy ny Fambolena na ny (FAO) ankehitriny. Efa betsaka ny boky natontany mikasika ny olan'ny fambolena ao Brazila.
Fikambanana erantanin'ny Sakafo sy ny Fambolena