Miss Madagascar dia fifaninanana hatsaran-tarehy ho an'ny zatovovavy mizaka ny zom-pirenena malagasy 18 ka hatramin'ny 25 taona.
Taom- | Miss Madagascar | Faritra |
---|---|---|
1960 | Rajaobelina Bedovoahangy | Antananarivo |
1961 | Jeanne Rakatomahanina | Antsiranana |
1974 | Raobelina Harisoa | Fianarantsoa |
1990 | Ellys Razan | Antananarivo |
1999 | Tantely Naina Ramonjy | Antananarivo |
2000 | Julianna Todimarina | Toamasina |
2001 | Tassiana Boba | Toliara |
2002 | Nirina Rasoamananarivo | Antananarivo |
2012 | Tanzia Asmina[1][2] | Diana |
2015 | Christina Ranto Harisoa[3] | Matsiatra Ambony |
2016 | Samantha Todivelou Rodriguez[4] | Analanjirofo |
2017 | Njara Windye Harris (Dethroned) | Diana[5] |
Felana Noelthina Tirindraza | Androy[6] | |
2018 | Miantsa Valisoa Randriambelonoro | Analamanga[7] |
2019 | Valérie Anne Binguira[8] | Analanjirofo |
2020 | Nellie Anjaratiana | Toamasina[9] |
2021 | Miss Covid - annulé, due to the impact of COVID-19 pandemic, no pageant in 2020. | |
2022 | Antsaly Rajoelina[10] | Analamanga |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Miss Madagascar |