Ny mpaminanin' ny kristianisma dia ireo izay voalaza ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao fa mpaminany. Inoan' ny Kristiana fa nofidin' Andriamanitra sy nantsoiny ny mpaminany.
- Ny lisitra voalohany eto ambany dia tsy ahitana afa-tsy ireo olona voafaritra mazava fa mpaminany, na amin' ny alalan' ny fanambaràna mazava na amin' ny teny manodidina (ohatra ireo lazaina ho mpanoratra ny boky voatanisa ho anisan' ny Mpaminany lehibe sy Mpaminany madinika) miaraka amin' ny fanondroana ao amin' ny Baiboly momba ny asan' izy ireo.
- Ny lisitra faharoa dia ahitana ireo olona voatantara fa niaina fahitana na faminaniana, saingy tsy nanana tantara momba ny fiantsoana ho mpaminany lehibe na mirindra.
- Ny lisitra fahatelo dia ahitana ny mpaminany tsy fantatra anarana.
- Ny lisitra fahefatra dia mirakitra ny anaran' ireo izay voalaza ao amin' ny Baiboly fa mpaminany, nefa aseho ho toy ny mampiasa amin’ ny fomba diso io fanomezam-pahasoavana io na ho mpisoloky.
- Ny lisitra farany dia ahitana olona taorian' ny Baiboly heverin' ny Kristiana ho mpaminany sy ny olona taorian' ny Baiboly izay lazaina fa nanana traikefa amin' ny fahitana na faminaniana.
- Filipo Evanjelista (Asan' ny Apôstôly 8:26)
- Idô na Adao (2Tantara 13:22)
- Isaaka na Isaka (Genesisy 26:2–7)
- Isaia (2Mpanjaka 19:2)
- Lameka, rain' i Nôa (Genesisy 5:28–29)
- Lôta (Genesisy 11:27)
- Losio Kireniana na Lisiosa avy any Sirena (Asan' ny Apôstôly 13:1)
- Samoela (1Samoela 3:20)
- Semaia na Semaiasa (1Mpanjaka 12:22)
- Silasy (Asan' ny Apôstôly 15:32)
- Simeôna Nigera na Simeôna Mainty (Asan' ny Apôstôly 13:1)
- Ananiasy avy any Damaskôsy na Anana avy any Damasa (Asan' ny Apôstôly 9:10–18)
- Eldada (Nomery 11:26)
- Eliezera (2Tantara 20:37)
- Elisabeta, renin' i Joany Baptista (Lioka 1:41)
- Eliho na Elio (Jôba 32–35)
- Jahaziela (2Tantara 20:14)
- Jôakima (Lioka 3:23)
- Jôsefa (Genesisy 37:5–11)
- Jôsefa, rain’ i Jesosy (Matio 1:20)
- Maria, renin' i Jesosy (Lioka 1:26–28)
- Medada (Nomery 11:26)
- Nebokadnezara na Nabokôdônôzôra (Daniela 2:1)
- Saoly na Saola, mpajnaka voalohany nampiray an' i Israely (1Samoela 10:10)
- Simeôna avy any Jerosalema (Lioka 2:25, 26)
- Sôlômôna na Salômôna (1Mpanjaka 3:5)
- Zakaria, rain' i Joany Baptista (Lioka 1:67)
- Lehilahin' Andriamanitra (1Samoela 2:27–36)
- Lehilahin' Andriamanitra avy any Jodà (1Mpanjaka 13:1)
- Lehilahin' Andriamanitra (1Mpanjaka 20:28)
- Iray amin' ny zanaky ny mpaminany (1Mpanjaka 20:35–42)
- Lehilahin' Andriamanitra (2Tantara 25:7–9)
- Loholona fitopolo lahy tao Israely (Nomery 11:25)
- Mpaminany iray (Mpitsara 6:8–10)
- Mpaminany antitra avy any Betela (1Mpanjaka 13:11)
- Mpaminany iray (1Mpanjaka 20:13, 22)
- Mpaminany iray (2Tantara 25:15–16)
- Vavolombelona roa (Apôkalipsy 11:3)
Jereo: Mpaminany sandoka
- Ahaba, zanak' i Kôlaia na Akaba zanak' i Kôlaiasa (Jeremia 29:21–23)
- Antikristy (1Joany 2:18–19)
- Elima na Elimasy (na Barjesosy na Barjeso) (Asan' ny Apôstôly 13:6–12)
- Hanania na Hananiasa (Jeremia 28:5)
- Jezebela na Jezabela (Apôkalipsy 2:20) (tsy afangaro amin' i Jezebela ao amin' ny Testamenta Taloha)
- Mpaminany sandoka ao amin' ny Apôkalipsy (Apôkalipsy 16:13; 19:20; 20:10)
- Mpaminany sandoky ny andriamanitra Baala (1Mpanjaka 18:13–40)
- Nôadia na Nôadiasa (Nehemia 6:14)
- Semaia Nehelamita na Semaiasa Nehelamite (Jeremia 29:24)
- Simôna Magy (Asan' ny Apôstôly 8:9–24)
- Zedekia, zanak' i Mahaseia na Sedesiasa, zanak' i Maasiasa (Jeremia 29:21)
- Zedekia, zanak' i Kenana na Sedesiasa zanak' i Kanaana (1Mpanjaka 22:24)
Ireto olona manaraka ireto dia heverin’ ny Kristianina sasany ho mpaminany, na nanana traikefa ara-paminaniana.
- Quadratus any Atena (taonjato faha-2, indraindray heverina ho iray amin' ny apôstôly fitopolo)
- Montanus, Prisca, ary Maximilla (taonjato faha-2, mpanorina ny môntanisma)
- Quintilla (taonjato faha-3, mpanorina ny hetsika izay sampana avy amin' ny môntanisma)
- Iarlaithe mac Loga (taonjato faha-6, mpanorina ny Sekolin' i Tuam)
- Merlin (taonjato faha-6, angamba noforonin' i Geoffrey avy any Monmouth avy amin' ny angano taloha, hita voalohany ao amin' ny Prophetiae Merlini)
- Palladius any Embrun (taonjato faha-6, evekan' i Embrun)
- Columba (521–597, noheverina ho nampiely ny kristianisma tany Ekôsy)
- Saint Malachy (1094–1148, arsevekan' i Armagh ary mpanoratra ny Prophetia Sancti Malachiae Archiepiscopi, de Summis Pontificibus)
- James Salomoni (1231–1314)
- Jeanne d'Arc (1412–1431)
- Nostradamus (1503–1566)
- Justus Velsius (1510–1571, Dutch faith healer who debated against John Calvin)
- Justus Velsius (1510–1571, mpanasitrana hôlandey izay niady hevitra tamin' i Jean Calvin)
- Eleanor Davies (poet) (1590–1652)
- Ann Bathurst (taonjato faha-17, mpikambana tao amin' ny Philadelphian Society)
- Martha Hatfield (taonjato faha-17, Poritana)
- John Bull (mpaminany) sy Richard Farnham (taonjato faha-17, nilaza ho vavolombelona roan' ny Apôkalipsy)
- Margareta i Kumla (taonjato faha-17, nilaza fa nahita anjely sy demonia niady ny fanahiny)
- John Robins (mpaminany) (taonjato faha-17, anisan' ny Ranter novonjena tamin' ny Roundhead tamin' ny famerenana ny fanambaràny)
- Anne Wentworth (mpaminany) (taonjato faha-17, nenjehin' ny Batista)
- John Reeve (mpitondra fivavahana) (1608–1658, mpiara-manorina ny mogletônianisma)
- Lodowicke Muggleton (1609–1698, mpiara-manorina ny mogletônianisma)
- Mary Cary (mpaminanivavy) (1621–1653, mpanohana ny Fifth Monarchists)
- Eva Margareta Frölich (1650–1692) (Millennialist, pietist author and critic of the Church of Sweden)
- Eva Margareta Frölich (1650–1692) (milenarista, mpanoratra pietista sady mpitsikera ny Fiangonan' i Soeda)
- Emanuel Swedenborg (1688–1772, mpanorina ny svedisbôrgianisma)
- Joanna Southcott (1750–1814, mpanoratra ny faminaniana voatahiry ao anaty boaty hosokafana amin' ny fotoan' ny krizy nasiônaly, nilaza fa hitranga amin' ny 2004 ny andro fitsarana)
- Public Universal Friend (1752–1819, mpitory teny milaza fa maty sy teraka indray tsy misy lahy sy vavy)
- George Rapp (1757–1847, mpanorina ny Harmony Society)
- John Ward (mpaminany) (1781–1837, nilaza ho mpandimby an’ i Joanna Southcott)
- William Miller (mpitory) (1782–1849, mpanorina ny advantisma)
- John Wroe (1782–1863, mpanorina ny Christian Israelite Church)
- Bernhard Müller (1788-1834, mpanorina sampana avy amin' ny Harmony Society, izay nanomboka ny Germantown Colony tatỳ aoriana)
- Helena Ekblom (1790–1859, mpitory teny soedoà izay nampidirina tao amin' ny fialokalofana noho ny fandavana ny hanaraka ny fotopampianaran' ny Fiangonan' i Soeda)
- Joseph Smith (1805–1844, mpanorina ny hetsika Olomasin’ ny Andro Farany)
- Hong Xiuquan (1814–1864, mpanorina ny Taiping Heavenly Kingdom)
- Giovanni Bosco (1815–1888, mpanorina ny Societas Sancti Francisci Salesii)
- Mary Baker Eddy (1821–1910, founder of Christian Science)
- Mary Baker Eddy (1821–1910, mpanorina ny Siansa Kristiana)
- Ellen G. White (1827–1915, mpiara-manorina ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito)
- John Alexander Dowie (1847–1907, mpanorina ny Christ Community Church)
- Nona L. Brooks (1861–1945, mpanorina ny Church of Divine Science)
- Siener van Rensburg (1864–1926, mpanolotsaina an' i Koos de la Rey, voataonan' ny Suidlanders)
- E. W. Kenyon (1867–1948, mety ho tsipika fampitohy ny hetsika New Thought sy Word of Faith)
- Helena Konttinen (1871–1916, "Mpitoriteny matory" izay nanomboka hetsika fifohazana)
- Felix Manalo (1886–1963, mpanorina ny Iglesia ni Cristo)
- Padre Pio (1887–1968, olo-masina katôlika, voalaza fa naminany ny haha papa an' i Joany Paoly II)
- William M. Branham (1909–1965, mahataona olona amin' ny televangelisma)
- A. A. Allen (1911–1970, evanjelista pentekôtista sy mpanasitrana amin' ny alalan' ny finoana)
- Kenneth Hagin (1917–2003, mpisava lalana tamin’ ny hetsika Word of Faith)
- Oral Roberts (1918-2009, noheverina ho rain' ny hetsika karismatika, mpanorina ny Oral Roberts Evangelistic Association sy ny Oral Roberts University)
- T. L. Osborn (1923–2013, evanjelistra sy mpitendry zavamaneno pentekôtista)
- Pat Robertson (1930–2023, filohan' ny Christian Broadcasting Network, mpanentana ny The 700 Club, malaza noho ny fanambaràny mampiady hevitra)
- David Wilkerson (1931–2011, mpanoratra ny The Cross and the Switchblade ary mpanorina ny Teen Challenge)
- Reverend Ike (1935–2009, malaza amin' ny teny filamatra hoe "You can't lose with the stuff I use!" ("Tsy ho very ianao amin' ny zavatra ampiasaiko!"))
- Kenneth Copeland (teraka tamin' ny taona 1936, televanjelista malaza ho mpiaro ny teôlôjian' ny fanambinana, sy noho ny filazany fa namarana ny areti-mifindra COVID-19)
- Robert Tilton (teraka tamin' ny taona 1946, televanjelistra malaza tamin' ny teôlôjian' ny fanambinana sy ny fomba fanangonam-bola mampiahiahy).
- Roch Thériault (1947–2011, mpanorina ny sekta apôkaliptika mampirafy antsoina hoe Ant Hill Kids)
- John Paul Jackson (1950–2015, mpanoratra malaza amin' ny fandikana nofy)
- Benny Hinn (teraka tamin' ny 1952, televanjelista malaza amin' ny fanasitranana amin' ny finoana sy ny teôlôjian'ny fanambinana)
- David Koresh (1959–1993, mpitarika ny Branch Davidians nandritra ny fahirano an' i Waco)
- Creflo Dollar (teraka tamin' ny 1962, televanjelista nalaza noho ny teôlôjian' ny fanambinana)
- T. B. Joshua (1963–2021, televanjelista sy mpanorina ny Synagogue, Church of All Nations)
- Joshua Iginla (teraka tamin' ny 1969, televanjelista, mpitory ny teôlôjian' ny fanambinana, ary pasitera amin' ny megachurch)
- Jeremiah Omoto Fufeyin (teraka 1972, mpanorina ny Christ Mercyland Deliverance Ministry, voatsikera noho ny asa fanompoana mieboebo)
- Daniel Obinim (teraka 1977, minisitra malaza amin' ny fanaovana hetsika sy fanambaràna mampiady hevitra)