Ponta do Ouro

26°50′18″S 32°52′20″E / 26.83833°S 32.87222°E / -26.83833; 32.87222

Ponta do Ouro
Velarantany NC
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Mozambika
Faritany NC
Faritra Maputo

Ponta do Ouro, dia toeram-pialan-tsasatra malaza any atsimon'i Mozambika. Manodidina ny 120 kilometatra miala an’i Maputo renivohitra sy 15 kilometatra miala ny sisin-tanin’i Afrika Atsimo ilay toeram-pialofana amoron-dranomasina.