Ressano Garcia

25°26′34″S 31°59′43″E / 25.442780°S 31.995280°E / -25.442780; 31.995280

Ressano Garcia
Velarantany NC
Isam-ponina 10 000 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Mozambika
Faritany Maputo
Faritra NC
Gara Ressano Garcia

Ressano Garcia dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Maputo ao amin'ny  Mozambika.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 10.000 mponina tamin'ny taona 2013.[1] Io tanàna io dia mifanakaiky amin'i Komatipoort any Afrika Atsimo. Misy ny sisin-tany amin'ity tanàna ity ary eo amin'ny lalamby Maputo-Pretoria ihany koa no misy azy.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Mozambika ao amin'i geonames.org, novingiana ny 18/11/2018
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Mozambika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.