Ny Helodranon' i Saint Augustin (Helodrano Ianantsony), na Helodranon' i Soalary, dia helodrano any amin' ny morontsiraka atsimo-andrefan' i Madagasikara, ampahany amin' ny lakandranon' i Môzambika. Ao no ahitana ilay nosy kely mirefy 24 ha antsoina hoe Nosy Ve.