I Eusèbe Jaojoby dia mpihira, mandihy malagasy teraka ny 29 Jolay 1955 tany Ambohangibe (eo moron' ny renirano Bemarivo) 51 km miala an' i Sambava amin' ny tany Betsimisaraka.
Tany Antsiranana izy no nipetraka nanomboka ny taona 1970, ary milalao mozika tao amin' ny bar Le Saïgonnais miaraka amin' ny tarika Los Matadores.